I Gregoriosy avy any Nazianzosy na Gregorio avy any Nazianzo dia poeta mizaka ny zom-pirenen'i Empira Bizantina teraka ny taona 329 ary maty ny 25 Janoary 389. Rain'ny Fiangonana sy teolojianan'ny Trinite izay niady tamin'ny arianisma. Izy sy i Atanasio sy i Basiliosy ary i Joany Krisostomo ary i Gregoriosy avy any Naziansosy dia Tatsinanana mpampianatra finoana tao amin'ny Eglizy.
Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.