Gamal Abdel Nasser
Fiseho
| Gamal Abdel Nasser | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Gamal Abdel Nasser | ||
| Teraka | 15 Janoary 1918 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 28 Septambra 1970 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | Ejipta | ||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
I Gamal Abdel Nasser dia mpanao pôlitika ejipsiana teraka tamin' ny 15 Janoary 1918 ary maty tamin' ny 28 Septambra 1970 tao Kahira.
Ny fiainany manokana
[hanova | hanova ny fango]Ny vadiny dia i Tahia Kazem.
