Flamingô

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Flamingô

Ny flamingô dia karazana vorona mpirenireny ao amin'ny fianakaviana Phoenicopteridae. Karazana flamingô efatra no miparitaka manerana an'i Amerika, anisan'izany i Karaîba, ary karazany roa no teratany any Afrika, Azia ary Eoropa.