Fitsanganan-ko velona ankapobeny

Avy amin'i Wikipedia

Ny fitsanganan-ko velona ankapobeny na fitsanganana amin’ ny maty ankapobeny dia fitsanganan' ny maty na ny fitsanganan-ko velona izay hahitana ny ankamaroan' ny olona, na ny olona rehetra efa maty, hitsangana ho amin' ny fahavelonmana indray. Ny endrika isan-karazany amin' ity finoana ity dia hita ao amin' ny eskatôlôjia kristiana, silamo, jiosy, samaritana ary zôrôastriana. Atao hoe ἀνάστασις [τῶν] νεκρῶν, anastasis [ton] nekron ("fitsanganan’ ny maty indray”) izany amin' ny teny grika kôine.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]