Fiteny telogo
Sauter à la navigation
Sauter à la recherche
Ny fiteny telugu (soratra ofisialy : tĕlugu / తెలుగు) dia fiteny any India. Olona 70 tapitrisa no mpiteny telugu, ary any amin'ny faritra Andhra Pradesh no tena be mpiteny telugu.
Manana sata teny ofisialy ny fiteny telugu any amin'ny faritr'i Andhra Pradesh. Teny ofisialy ihany koa ny fiteny telugu any amin'ny faritra Karnataka, Maharashtra ary any Orissa. Misy diaspora telugu any Mihanimara, any Malaizia, ary any amin'ny antsinanana akaiky (Moyen-Orient). Olona 70 tapitrisa no isan'ny olona miteny telugu eto an-tany.
Ny soratra telugu dia soratra ara-baninteny an-tàpany avy any amin'ny soratra brahmî. Ao amin'ny fiteny diravidianina ny fiteny telugu.