Fiteny dendy (Repobklikan' i Afrika Afovoany)

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny dendy dia fiteny obangiana, ao amin' ny fianakaviam-piteny nizerô-kôngôley, ampiasaina ao amin' ny Repoblikan' i Afrika Afovoany, fitenin' ny Dendy. Tsy tokony hafangaro amin' ny fiteny dendy any Benîno izy io. Tamin' ny taona 1996 dia notombanana ho 10 000 ny isan' ny mpiteny dendy. Araka ny fanasokajiana ny fiteny lalindalina kokoa dia ao anatin' ny vondrona adamaoa-obangiana ny fiteny dendy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]