Fiteny brahoy

Avy amin'i Wikipedia
Faritra ampiasana ny fiteny dravidiana, ka ny fiteny brahoy dia any avaratra-andrefana no itenena azy

Ny fiteny brahoy dia fiteny dravidiana any Balotsistàna any Pakistàna, nefa koa tenenina any Afganistàna sy any Iràna. Ao Pakistàna izy dia tenenin' ny olona monina ao amin' ny lembalemban' i Kalat ao amin' ny faritra Balotsistàna. Ny ankamaroan' ny mpiteny dia tsy mahay mamaky teny na manoratra an' io fiteny io. Maro amin' izy ireo ny mahay fiteny roa ka miteny balotsy.