Fiteny bengaly
Bengaly | ||||
---|---|---|---|---|
বাংলা Bangla | ||||
Tenenina any | Bangladesa, India, Onaiteda Kingdoma, Etazonia, Singapaoro, Emiraty Arabo Mikambana, Aostralia, Mianmara | |||
Region | Bangladesa, Bengala Adrefana, Assam, Tripura, Orissa, Bihar, Jharkhand | |||
Total speakers | 230 tapitrisa | |||
Language family |
| |||
Writing system | fanoratana bengaly | |||
Official status | ||||
Official language in | Bangladesh, India | |||
Regulated by | Bangla Academy (Bangladesa) Paschimbanga Bangla Akademi (Bengala andrefana) | |||
Language codes | ||||
ISO 639-1 | bn | |||
ISO 639-2 | ben | |||
ISO 639-3 | ben | |||
|
Ny fiteny bengaly, (na bānglā ; avy amin'ny fiteny bengaly: বাংলা / bāṅlā) dia fiteny indiana ao amin'ny rantsana indô-iranianan'ny fiteny indo-eoropeanina. Any Bangladesy sy any India atsinanana no misy ny ankabeazan'ny olona miteny bengaly. Tenim-pirenena izy any Bangladesy ary anisan'ny teny ofisialin'i India, indrindra any amin'ny faritan'ny Bengaly Andrefana sy any Tripura. Araka ny fanontan'ny World Almanac 1999, ny teny bengaly no tenin-drenin'ny olona 207 tapitrisa. Teny indô-eorôpeana any atsinanana indrindra ny fiteny bengaly sy ny fiteny asamesa. Manana abjady (na abogida) azy manokana ny fiteny bengaly, abogida avy amin'ny prakrity magadita, betsaka ny voambolana bengaly avy amin'ny fiteny sanskrita sy avy amin'ny fiteny arabo sy persana.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Akademia Bangla Archived Janoary 13, 2011 at the Wayback Machine akademia any Bangladesh
- Paschimbanga Bangla Akademi Archived Febroary 24, 2009 at the Wayback Machine, Akademian'ny fiteny bengali any India
- Fampahalalàna avoakan' Ethnologue bengali
- Biswas, Sailendra. Samsada Bangala abhidhana. 7th ed. Calcutta, Sahitya Samsad, 2004. Mila unicode.
- Biswas, Sailendra. Samsad Bengali-English dictionary. 3rd ed. Calcutta, Sahitya Samsad, 2000. Mila unicode.
- Vahaolana momban'ny unicode.
- The South Asian Literary Recordings Project, The Library of Congress. Bengali Authors.