Fiteny asamey
Apparence
(tonga teto avy amin'ny Fiteny asamesa)
Afiteny Assamey | ||||
---|---|---|---|---|
অসমীয়া Ôxômiya | ||||
Tenenina any | India, Bhutan sy USA (DE, NJ & NY) | |||
Region | Assam | |||
Total speakers | 13,079,696 (tamin'ny 1991)[1] | |||
Ranking | 52 | |||
Language family |
| |||
Writing system | fanoratan assamey | |||
Official status | ||||
Official language in | India (Assam) | |||
Regulated by | No official regulation | |||
Language codes | ||||
ISO 639-1 | as | |||
ISO 639-2 | asm | |||
ISO 639-3 | asm | |||
|
Ny fiteny asamey (amin' ny fiteny asamey অসমীয়া ôxômiya — /ɔxɔmija/) dia fiteny indo-eoropeana tenenina any amin'ny faritany mizakatenan'i Assam any avaratra atsinanan'i India, misy miteny io fiteny io koa any Arunachal Pradesh sy any amin'ny firenena hafa any avaratra atsinanan'i India. Misy olona miteny asamey koa any Bhutan. Izy no tena atsinanana indrindra amin'ny fiteny indo-eoropeana ary misy olona 13 tapitrisa no miteny io fiteny io. Manana fomba fanoratana azy manokana izy, ampiasaina matetika rehefa manoratra io fiteny io.
Io no teny ofisialin'ny faritan'i Assam.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Candrakānta abhidhāna : Asamiyi sabdara butpatti aru udaharanere Asamiya-Ingraji dui bhashara artha thaka abhidhana. 2nd ed. Guwahati : Guwahati Bisbabidyalaya, 1962.
- A Dictionary in Assamese and English (1867) First Assamese dictionary by Miles Bronson from (books.google.com)
- English-Assamese Online Dictionary Archived Novambra 27, 2009 at the Wayback Machine
- Fandikana amin'ny teny anglisy - Haisoratra Assamey Archived Septambra 17, 2017 at the Wayback Machine
- The Creative Visionary: Jyoti Prasad Agarwalla (1903-1951)
- Fiteny sy haisoratra assamey Archived Febroary 3, 2007 at the Wayback Machine
- Assamese Language Sample
- Ethnologue report for Assamese
- Xophura - soratra amin'ny fiteny assamey
- Assamese Archived Mey 8, 2008 at the Wayback Machine – UCLA Phonetics Lab Data
- - Assamese Social Networking portal Archived Febroary 24, 2009 at the Wayback Machine