Fiteny beja

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Mponina beja

Ny fiteny beja dia fiteny afro-aziatika tenenin'ny vahoaka mpifindrafindra monina atao hoe Beja ao Sodàna sy ao Eritrea ary ao Ejipta. Isan'ny fiteny kositika ny fiteny beja ary hany fiteny tokana ao amin'ny vondrom-piteny kositika avaratra. Endriky ny fiteny beja tenenina ao Ejipta ny fiteny ababda.