Fiteny arameana nabateana
Apparence
Ny fiteny arameana nabateana dia ny karazan' ny fiteny arameana efa tsy misy mpampiasa intsony, nampiasain' ny Nabateana tany amin' ny faritra mifanandrify amin' ny morony atsinanana amin' ny ony Jordana sy amin' ny faritra Negev ary tany amin' ny Saikinosin' i Sinay. Raha ampitahaina amin' ny karazany hafa amin' ny fiteny arameana ity fteny ity dia misongadina ny fisian' ny voanteny nindramina sy ny findramana rafi-pitsipiteny maromaro avy amin' ny fiteny arabo na ny fiteny arabo avaratra hafa.