Fikambanana erantanin'ny fahasalamana
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Fikambanana Erantanin'ny Fahasalamana (amin'ny teny frantsay: Organisation Mondiale de la Santé (OMS) ; amin'ny teny anglisy : World Health Organization (WHO)) dia ampahany amin'ny Firenena Mikambana, miasa eo amin'ny iraisam-pirenena ny fahasalamam-bahoaka, ny foibeny any Genève, Soisa. Ny WHO dia naorina tamin'ny alalan'ny Firenena Mikambana tamin'ny 7 Aprily 1948, ny Andro Erantanin'ny Fahasalamana dia ankalazaina amin'ny 7 Aprily.