Hankany amin'ny vontoatiny

Fikambanana Maneran-Tany momba ny Fahasalamana

Avy amin'i Wikipedia
Sainan' ny WHO

Ny Fikambanana Manerantany momba ny Fahasalamana na ny Firenena Mikambana misahana ny Fahasalamana dia sampana iray ao amin' ny Firenena Mikambana, miasa eo amin'ny sehatra iraisampirenena momba ny fahasalamam-bahoaka, izay manana ny foiben-toerany any Geneva, ao Soisa. Atao hoe Organisation Mondiale de la Santé (OMS) izy amin' ny teny frantsay, fa World Health Organization (WHO) kosa amin' ny teny anglisy. Ny OMS na WHO dia naorina tamin' ny alalan' ny Firenena Mikambana tamin' ny 7 Avrily 1948. Ankalazaina isaky ny 7 Avrily manerantany ny andron' ny fahasalamana.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.