Fihaonana Ankarinarivo

Avy amin'i Wikipedia

Fihaonana Ankarinarivo dia tanàna iray ao amin ny kaominina Ambohimandroso Ambalavao Fianarantsoa Madagasikara misy mponina 50000. Tanàna kely ity fa mahavokatra betsaka ireo tanàna mandrakotra ny fokontany dia Andranobe. Ambatolahy, Amparihibe, Atambohonambatry, Fihaonana, Iaforano ,Andapatokana, Andaratady,Ambodrona, Akazobe, Apasika, Akondrovaza, lananindro, Ioninarivo, Mazo, Ambalakely soaniaria. Tany volkanika io tanàna io fa dia mamokatra vary indroa isan-taona dia ny varilahy miakatra ny volana desambra ary ny vary afara na angiky miakatra ny volana Avrily. simba ny toetrandro ratsy ny taona 2018 ny fambolena tao aminio toerana io lzay efa nahazo famatsiambola tamin ny mpamatsy vola vahiny tao Fianarantsoa (ADRA) fotoana mari talohanio fahampotehana il izay tena nahazahoany mponina tombotsoq tokoa nanamboatra vavarano tatatra maman nybrano fefiloha lalana s'y ny mari tssy voatanisa ao koa ny fikambanana isakarazany nahazo tombotsoa tokoa ny mponina gamin izany indrisy anefa fa dia simba daholo ireo fefiloha tratry ny rani be loatra ka.nanototra fasika s'y nandavaka ny tanimbary

Natao ity mba ho hita manerantany Zaho indray dia zanak Ambalavao Ankarinarivo Andoharano Mba mandray anjara kely amin ity pejy ity Teraka tamin ny 13 janvier 2007 aho mbola mianatra classe de 3em amizao fotoana izao ny faniriako dia ny ho lasa mpanao asa soa manome izay sahirana mangataka amin Andramanitra aho mba ho tanteraka izany Izay mahita ity pejy ity dia omena lalana mba hanisy tantara kely ato raha zanaka Ambalavao