Dinika:Fihaonana Ankarinarivo

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.
Avy amin'i Wikipedia

Zana'Ambalavao manerantany[hanova ny fango]

Natao ity pejy ity mba hampahafantarana ny zavamisy aty amin ny faritra Ambalavao tsienimparihy Tanana efa manomboka mihalehibe satria dia ahitana trano 1648 tafo Ftmtk (resaka) 11 Septambra 2018 à 20:20 (UTC)[répondre]

Zaho dia zanak Ambalavao fa mila ravinahitra aty Andilamena Alaotra mangoro Toamasina Madagasikara Tanana nahalehibe ahy io satria zakak Ankarinarivo Andoharano Ambohimandroso Ny raiko no president ny fonkontany Ankarinarivo tamin ny taona 1972 -1986 Randrianary Barthelemy Raha ny tantaran Ambalavao dia tanána vaovao no heviny fa Ambohimandroso no tanandehibe taloha tamin ny taona 1911 nohon ny fandrosoana anefa dia lasa Ambalavao no nalaza ka lasa renivohitra Raha misy taranaka avy aty Ankarinarivo mahita ity peut ity dia azonao atao ny manova namanampy inty tantara ity efa mandroso dia mandroso ny technologie amizao fotoana izao azo atao ny mamorona pejy manokana na hohitan izaotontolo izao tantarampiainan ny faritra iray ioAnkarinarivo io dia manana olona tafita nianatra hatrany ammitan ny ranomasina tsy natal teny vahiny izy ity fa natao ho gasy ihany no hamaky azy mbola tsy dia mandroso loatra hatreto io Tanaka io satria dia mbola tsy tongan ny herinaratra fa mbola plaky mqndeha @ heri. ny masoandro ni mandeha amizao nefs efa misy manana s'y mampiasa solosaina ao afaka mifanerasera amin ny anterineto tambqzotra sosialy facebook, twitter, watsapp, viadeo, MSN,veber, sy ny sisa twy voatanisa mbola misy pejy iray koa any ity ny e-mail KO raha te hifandray amiko randrianaryg@gmail. com Gaby evariste jean christophevRandrianary (resaka) 12 Septambra 2018 à 17:13 (UTC)[répondre]