Fianakaviam-piteny dene-ieniseiana

Avy amin'i Wikipedia
Sarintany maneho ny faritra misy ny fianakaviam-piteny ieniseiana sy ny fianakaviam-piteny na-dene

Ny fiteny dene-ieniseiana dia fianakaviam-piteny manambatra ny fianakaviam-piteny ieniseiana ampiasaina any Siberia afovoany sy ny fianakaviam-piteny na-dene ampiasaina any Alaska, ao andrefan' i Kanada sy any Arizona, araka ny hevitry ny mpahay teny sasany.

Vao tsy ela akory izay no nisy fifandraisana ara-pitenenana naseho tamin' ireo fiteny na-dene, fianakaviam-piteny amerindiana. Ny fiteny ieniseiana sy ny fiteny na-dene dia sampana roa ao amin' ity fianakaviam-piteny tranainy iray ao amin' ny andaniny sy ankilan' ny Andilan-dranomasin' i Bering ity.