Aller au contenu

Faritanin' i Sofala

Avy amin'i Wikipedia

19°50′37″S 34°50′20″E / 19.843610°S 34.838890°E / -19.843610; 34.838890

Sofala (faritany)
Velarantany 68 018 km2
Isam-ponina 2,221,803 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Mozambika
Faritany Sofala
Faritra NC
Gorongosa

Ny Faritanin' i Sofala dia iray amin' ny faritany enina eto Môzambika, manamorona ny Ranomasimbe Indianina. I Beira no renivohiny.

Kaominana

[hanova | hanova ny fango]

Ireto ny kaominina ao amin' ny Faritanin' i Sofala: Beira, Caia, Dondo, Gorongosa, Inhaminga, Marromeu, Nhamatanda sy Sena.

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Ny isam-ponina dia 2.221.803 mponina tamin'ny taona 2017.

Valan-javaboarim

[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

 Mozambika