Hankany amin'ny vontoatiny

Beira

Avy amin'i Wikipedia

19°50′37″S 34°50′20″E / 19.843610°S 34.838890°E / -19.843610; 34.838890

Beira
-
Velarantany633 km2
Isan'ny mponina530 604
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanàna
Firenena Mozambika
Fanjakana
FaritanySofala
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina

I Beira dia tanàna sy renivohitra ao amin' ny Faritanin' i Sofala amin' ny Ranomasimbe Indianina, ao Môzambika.

Jeôgrafia

[hanova | hanova ny fango]

Ny isan' ny mponina ao dia 530 604 tamin' ny taona 2012.[1]

Mikoriana atsimon'i Beira mankany amin'ny Ranomasimbe Indiana ny Reniranon'i Pungwe.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
  1. Mozambika ao amin'i geonames.org, novingiana ny 18/11/2018

 Mozambika [de:Beira (Mosambik)]]