Faribolana Sandratra

Avy amin'i Wikipedia

Ny Faribolana Sandratra dia fikambanana poeta malagasy. Tamin'ny taona 1982 ny Faribolana Sandratra no noforonon'ny mpanoratra sy poeta vitsivitsy: J. Nalisoa Ravalitera, Lydiary (03/02/1947 – 09/09/2012), Solofo José, Ilay, Niry Solosoa, Elie Rajaonarison(15/11/1951 – 27/11/2010), Rakotonirina Gérard, Ranöe, A.R.Ni (06/12/1961 – 08/08/1993).

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.