Aller au contenu

Jono

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Fanjonoana)
Mpanjono amin' ny harato any Mexico, any Meksika.

Ny jono na ny fanjonoana dia asa fisambotana ny biby mivelona anaty rano toy ny trondro, ny patsa, ny makamba, ny horita, sns. izay alaina avy ao amin' ny toerana ivelomany (ranomasina, renirano, kamory, farihy, honahona, sns). Ny mpanjono no manao izany asa izany ho fialam-boly na asa fivelomana.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]