Famorana an' i Jesoa

Avy amin'i Wikipedia
Ny Famoràna an' i Jesoa, sary nataon' i Philippe Quantin (1635).

Ny famorana an' i Jesoa dia zava-niseho teo amin' ny fiainan' i Jesoa izay tantaraina ao amin' ny Evanjely araka an' i Lioka (2:21) ary lohahevitry ny sary masina kristiana. Ny famorana an' i Jesoa dia fety litorjika nankalazain' ny Eglizy Katôlika sy Ôrtôdôksa isaky ny 1 Janoary. Nanomboka tamin' ny 1974 dia tsy natao intsony tao amin' ny Eglizy Katôlika izany fankalazana izany.