FJKM Tranovato Ambatonakanga

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

18°54′50″S 47°31′41″E / 18.913752°S 47.528017°E / -18.913752; 47.528017

Ny FJKM Tranovato Ambatonakanga no fiangonana voalohany teo Madagasikara naorina tamin'ny vato.[1] Voasokajy ho isan'ny vakoka na "Patrimoine Culturel de Madagascar" [2]

Tantara[hanova | hanova ny fango]

Tamin'ny 05 jona 1831 no nisy fotoam-pivavahana voalohany tao amin'ny Fiangonana Tranovato Ambatonakanga [3]. Mbola Fiangonana hazo naorin'ny misionera David Jones sy James Cameron (misionera) no nisy tamin'izany fotoana izany [4] Ny fiangonana amin'ny maha-tranovato azy kosa dia naorin'i James Sibree[5] ary notokanan'ny mpanjaka Rasoherina ny 22 janoary 1867 [6]

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]

  1. http://www.macp.gov.mg/blog/divers-ambatonakanga/
  2. 140 ans d’un Patrimoine Culturel, http://www.madagascar-tribune.com/140-ans-d-un-Patrimoine-Culturel,4232.html
  3. http://madaplus.info/Ambatonakanga-180eme-anniversaire-de-l-Eglise_a2305.html
  4. http://tvmada.com/lcvmada/fjkm-ambatonakanga/
  5. Patrimoine / Les trésors du Patrimoine Architectural de Pierres d’Antananarivo, Ministere de la Culture et du Patrimoine, http://www.macp.gov.mg/fr/tresors-patrimoine/
  6. 140 ans d’un Patrimoine Culturel, http://www.madagascar-tribune.com/140-ans-d-un-Patrimoine-Culturel,4232.html