Eosebiôsy avy any Kaisarea

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Eusèbe de Césarée)
Eosebiôsy avy any Kaisarea
Ankapobeny
Anarana Eosebiôsy avy any Kaisarea
Teraka Taona 265
Maty Taona 340
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa :
Fiainana manokana

I Eosebiôsy avy any Kaisarea na Eosebiôsy Pamfily dia mpanao asa soratra teraka tamin' ny taona 265 ary maty tamin' ny taona 340. Mety tao Palestina no nahaterahany. Mpianatr' i Ôrigenesy izy ary lasa evekan' i Kaisarea taty aoriana. Tsy isan' ireo Rain' ny Fiangonana na Aban' ny Eglizy izy nefa heverina fa "rain' ny tantaran' ny Fiangonana".

Atao hoe Εὐσέϐιος / Eusebios ny anarany amin' ny teny grika fa Eusebius Pamphili kosa amin' ny teny latina.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

  • Ao amin'i Freebase: [1]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.