Eosebiôsy avy any Kaisarea
Fiseho
| Eosebiôsy avy any Kaisarea | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Eosebiôsy avy any Kaisarea | ||
| Teraka | Taona 265 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | Taona 340 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
I Eosebiôsy avy any Kaisarea na Eosebiôsy Pamfily dia mpanao asa soratra teraka tamin' ny taona 265 ary maty tamin' ny taona 340. Mety tao Palestina no nahaterahany. Mpianatr' i Ôrigenesy izy ary lasa evekan' i Kaisarea taty aoriana. Tsy isan' ireo Rain' ny Fiangonana na Aban' ny Eglizy izy nefa heverina fa "rain' ny tantaran' ny Fiangonana".
Atao hoe Εὐσέϐιος / Eusebios ny anarany amin' ny teny grika fa Eusebius Pamphili kosa amin' ny teny latina.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Ao amin'i Freebase: [1]
