Eosebiosy avy any Kaisarea

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Eosebio avy any Kaisarea)
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Eosebiosy avy any Kaisarea
Eusebius of Caesarea.jpg
Ankapobeny
Anarana Eosebiosy avy any Kaisarea
Teraka Taona 265
Maty Taona 340
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa :
Fiainana manokana

Eosebiosy avy any Kaisarea na Eosebiosy Pamfily dia mpanao asa soratra teraka ny 265 ary maty ny 340. Mety tao Palestina no nahaterahany. Mpianatr'i Origenesy izy ary lasa evekan'i Kaisarea taty aoriana.

Atao hoe Εὐσέϐιος / Eusebios ny anarany amin'ny teny grika fa Eusebius Pamphili kosa amin'ny teny latina.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

  • Ao amin'i Freebase: [1]
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.