Distrikan' i Miarinarivo
18°57′31″S 46°54′20″E / 18.958730°S 46.905530°E
Distrikan' i Miarinarivo | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 293 718[1] mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Madagasikara | |
Faritany | Antananarivo | |
Faritra | Faritra Itasy |
Ny Distrikan' i Miarinarivo dia diastrika eto Madagasikara, ao amin' ny tapany atsinanan' ny Faritanin' Antananarivo, ao amin' ny Faritra Itasy.
Kaominina
[hanova | hanova ny fango]Ireto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Miarinarivo:
- Ambatomanjaka
- Analavory
- Andolofotsy
- Anosibe Ifanja
- Manazary
- Mandiavato
- Miarinarivo
- Miarinarivo II
- Sarobaratra Ifanja
- Soamahamanina
- Soavimbahoaka
- Zoma Bealoka
Farihy
[hanova | hanova ny fango]Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ny distrika telo ao amin' ny Faritra Itasy:
Loharano sy fanamarihana
[hanova | hanova ny fango]I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Miarinarivo |
|