Distrikan' i Lalangina
Apparence
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Lalangina)
Distrikan'i Lalangina | ||
Velarantany | NC | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Madagasikara | |
Faritany | Fiananrantsoa | |
Faritra | Matsiatra Ambony |
Ny Distrikan' i Lalangina dia distrika eto Madagasikara ao aminy tapanay avaratra atsinanan' ny Faritra Matsiatra Ambony ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa. Mamakivaky azy ny lalam-pirenena faha-7 sy faha-45. Ao no ahitana ny Valanjavaboarin' i Ranomafana.
Kaominina
[hanova | hanova ny fango]- Alakamisy Ambohimaha
- Alatsinainy Ialamarina
- Ambalakely
- Ambalamahasoa
- Andrainjato Centre
- Andrainjato Est
- Androy (Fianarantsoa)
- Fandrandava
- Ialananindro
- Ivoamba
- Mahatsinjony
- Sahambavy
- Taindambo
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ireo distrika ao amin' ny Faritra Matsiatra Ambony:
- Distrikan'Ambalavao
- Distrikan'Ambohimahasoa
- Distrikan'i Fianarantsoa
- Distrikan'Ikalamavony
- Distrikan'Isandra
- Distrikan' i Lalangina
- Distrikan'i Vohibato
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Lalangina |