Dinika amin'ny mpikambana:JACKSRA13

Le contenu de la page n’est pas pris en charge dans d’autres langues.
Avy amin'i Wikipedia
Manahoana JACKSRA13, tonga soa eto amin’ny Wikipedia miteny malagasy!
Manomboka
Manomboka
Manomboka
fanoroana
fanoroana
Fanoroana
Torohevitra
Torohevitra
torohevitra
  • Soniavo foana ny fanontanianao amin’ny alalan’ny ~~~~ (tilda efatra). Hisy avy hatrany ny daty/ora sy ny anaran'ny mpikambana nandefa ilay hafatra.
  • Te-hanova na hamorona pejy ve ianao ? Vangio ny pejy ahoana ny manova pejy
Diso ?
Diso ?
Diso ve ny zavatra nataonao ?
  • Aza matahotra ! Tsy misy atahorana rehefa manova pejy vaovao, rehefa manova pejy na rehefa manala fehezanteny. Ny mpandrindra sy ny mpikambana hafa mety mahita ny diso nataonao ary afaka avereniny hoatry ny tamin'ny taloha ilay pejy tsy voaova tsara

Welcome! If you are not an malagasy speaker, you may want to visit the non-malagasy community portal. Enjoy!

Mazotoa manoratra !
Jagwar grr... | 12 Aprily 2010 à 15:40 (UTC)[répondre]

Tohizo hatrany ![hanova ny fango]

Manahoana, JACKSRA13,

Hitako fa namorona lahatsoratra roa ianao teto, ary amporisihako hanohy hatrany ianao ; antsoy ahy raha mila fanampiana na raha manana fanontaniana.

Raikitra ve ianao raha hiaraka hiasa eto amin'ny wikipedia malagasy isika roa mba hanatsara ny lahatsoratra mikasika ny firenena ao amin'ny Vondrona Eoropeanina sy ny renivohi-pirenena ? Raha vonona ianao, dia mametraha hafatra milaza azy eo amin'ny pejin-dresako, eo amin'ny pejiko sy eo amin'ny pejinao isika no manapahan-kevitra momban'ny lahatsoratra hoforonina sy ny lahatsoratra hiaraha-miasa

Misaotra anao. --Jagwar grr... | 12 Aprily 2010 à 15:40 (UTC)[répondre]