Cuando Cubango (faritany)
Fiseho
16°50′S 19°31′E / 16.833°S 19.517°E
| Cuando Cubango (faritany) | ||
| Velarantany | 199,049 km2 | |
| Isan'ny mponina | 534,002 | |
| Tanàn-dehibe | ||
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | ||
| Fanjakana | ||
| Faritany | Cuando Cubango (faritany) | |
| Faritra | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Namibe (faritany) | |

Cuando Cubango dia faritany ao atsimo atsinanan'i
Angola ary manana velarantany 199.049 km2 ary misy mponina 534.002 amin'ny taona 2014. Avy any amin'ny sisintany mankany Zimbaboe sy Namibia izy io.
I Menongue no renivohitry ny faritany
Ny anaran'ny faritany dia avy amin'ny reniranon'i Cuando (renirano) sy Cubango (renirano).
Kaominina
[hanova | hanova ny fango]
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Tanàna any Angola
[hanova | hanova ny fango]Luanda (Renivohitra) - Lubango - Benguela - Huambo - Sumbe - Moçâmedes -Cuíto - Uíge
Faritany any Angola
[hanova | hanova ny fango]- Bengo, Benguela, Bié, Cabinda, Cuando Cubango, Cuanza Norte, Cuanza Sul, Cunene, Huambo, Huíla, Luanda, Lunda Norte, Lunda Sul, Malanje, Moxico, Namibe, Uíge, Zaire
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Cuando Cubango Province |