Bengo (faritany)
Apparence
08°47′00″S 13°59′10″E / 8.78333°S 13.98611°E
Bengo (faritany)
| |||
Velarantany | 31,371 km2 | ||
Isam-ponina | 356,641 mponina | ||
Tanànan-dehibe | NC | ||
Ben'ny tanàna | NC | ||
Firenena | Angola | ||
Faritany | Bengo | ||
Faritra | NC |
Bengo (faritany) dia iray amin'ireo faritany 18 any Angola, any amin'ny faritra afovoan'ny firenena, izay manana ny renivohiny ao amin'ny tanàna sy kaominina ao Caxito. Ny velarantaniny dia 31.371 kilometatra toradroa, ary ny isam-poniny dia 356.641 mponina araka ny fanisana natao tamin'ny taona 2008. Ny faritany dia noforonina tamin'ny 1980 tamin'ny fizarana ny faritany tany am-boalohany an'i Luanda ho Bengo sy faritany kely kokoa an'i Luanda (faritany)
Kaominina
[hanova | hanova ny fango]Bié dia ahitana ireto kaominina (portogey: municípios) ireto:
Kaominina | Renivohitra | Velarantany (km2) | mponina |
---|---|---|---|
Ambriz | Ambriz | 4,204 | 16,611 |
Bula-Atumba | Bula | 3,604 | 56,718 |
Dande | Caxito | 6,529 | 82,992 |
Dembos | Quibaxe | 2,444 | 58,941 |
Nambuangongo | Muxaluando | 5,604 | 110,831 |
Pango-Aluquém | Pango | 2,754 | 45,680 |
Tanàna any Angola
[hanova | hanova ny fango]Luanda (Renivohitra) - Lubango - Benguela - Huambo - Sumbe - Moçâmedes -Cuíto - Uíge
Faritany any Angola
[hanova | hanova ny fango]- Bengo, Benguela, Bié, Cabinda, Cuando Cubango, Cuanza Norte, Cuanza Sul, Cunene, Huambo, Huíla, Luanda, Lunda Norte, Lunda Sul, Malanje, Moxico, Namibe, Uíge, Zaire
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Bengo Province |