Hankany amin'ny vontoatiny

Cristiano Ronaldo

Avy amin'i Wikipedia
Christiano Ronaldo dos Santos Aveiro
Ankapobeny
AnaranaChristiano Ronaldo dos Santos Aveiro
Teraka05 febroary 1985
ToeranaFunchal ,nosy Madeira,any Portigaly
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa :Mpilalao baolina kitra
Fiainana manokana

Ny 5 febroary 1985 no teraka i Cristiano Ronaldo izay mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pirenen'i Pôrtogaly.

Fantatra amin’ny anarana hoe Cristiano Ronaldo na Ronaldo ary manana anaram-bositra CR7 ny nahatonga io anaram-bositra io moa dia fanafoizana ny anarany Cristiano (C) sy Ronaldo (R) ary miampy laharany eny fitafy rehefa eo ambony kianja ny laharany eny ambony kianja moa dia 7. Izy dia mpilalao baolina kitra avy any Portiogaly izay milalao amin’ny toeran’ny mpanafika ao amin’ny Al-Nassr FC izy akehitriny.

Heverina ho iray amin’ireo mpilalao baolina kitra manana ny maha izy azy teo amin’ny tantarany, miaraka amin’i Lionel Messi (izay ifaninanany ara-panatanjahantena), izy dia mitana n'y laharany fahoroa amin’ireo mpilalao nahazo ny baolina volamana arohan'i Messi. Efa nihoatra ny 900 ny isan’ny baolina tafidiny tamin’ny lalao mihoatra ny 1 200 nandritra ny asany, ka i Cristiano Ronaldo no mpamono baolina be indrindra teo amin’ny tantaran’ny baolina kitra araka ny Filankevitry ny Baolina Kitra Eran-tany (FIFA). Izy ihany koa no mpamono baolina be indrindra amin’ny UEFA Champions League, amin’ny fiadiana amboaran’i Eoropa, amin’ny Real Madrid, amin’ny derby madrileña, amin’ny fiadiana ny amboaran’ny FIFA amin’ny ekipa mpandresy manerantany, ary amin’ny ekipam-pirenena Portigaly izay izy no kapiteny ofisialy nanomboka tamin’ny 2008.[1][2]

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

  1. https://www.biography.com/athletes/cristiano-ronaldo?utm_source=chatgpt.com
  2. https://www.lequipe.fr/Football/FootballFicheJoueur19316.html