Klaodio Ptôlemeo
(tonga teto avy amin'ny Claude Ptolémée)
Klaodio Ptôlemeo | |||||||||||||||||||||||||||||||
|
I Klaodio Ptôlemeo dia mpahay kintana, mpanandro amin' ny kintana, mpahay matematika, filôzôfy ary jeôgrafa, nonina tany Aleksandria (any Ejipta) sy tany Rôma, teraka tamin' ny taona 100 ary maty ny tamin' ny taona 175.
Atao hoe Κλαύδιος Πτολεμαῖος / Klaúdios Ptolemaîos izy amin' ny teny grika, fa Claudius Ptolemaeus kosa amin' ny teny latina.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]
- Ao amin'i Freebase: [1]