Bokin'ny Mekabiana

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny bokin'ny Mekabiana dia boky deoterokanonina ao amin'ny Baiboly ortodoksa etiopiana sy ao amin'ny Baibolin'ny Beta Israely. Miisa telo ireo boky ireo, dia ireto avy:

Atao hoe Bokin'ny Makabeo etiopiana na Bokin'ny Makabeo etiopika koa ireo boky ireo. Ny hoe Mekabiana dia azo soratana ihany koa hoe Makabiana. Tsy Mitovy ny zavatra resahin'ireo boky ireo sy ny lazain'ny atao hoe bokin'ny Makabeo mahazatra.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]