Bokin' ny Mekabiana

Avy amin'i Wikipedia

Ny bokin' ny Mekabiana dia boky deoterôkanônina ao amin' ny Baiboly ôrtôdôksa etiôpiana sy ao amin' ny Baibolin' ny Beta Israely. Miisa telo ireo boky ireo, dia ireto avy:

Atao hoe bokin' ny Makabeo Etiôpiana na bokin' ny Makabeo Etiôpika koa ireo boky ireo. Ny hoe Mekabiana dia azo soratana ihany koa hoe Makabiana. Tsy Mitovy ny zavatra resahin' ireo boky ireo sy ny lazain' ny atao hoe bokin' ny Makabeo mahazatra.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]