Boeing 737
Aller à la navigation
Aller à la recherche

Air Madagascar Boeing 737-200
Ny Boeing 737 dia fiaramanidina manana motera roa (bimoteur) amboarin'ny orinasa Boeing (Etazonia) tamin'ny taona 1965 hatramin'izao. Ny Boeing 737 dia fiaramanidina manao ny zotra fohy. Nanomboka nanidina tamin'ny 9 Aprily 1967 ny Boeing 737.
Tamin'ny 2004, efa 6 000 ny isan'ny boeing 737 efa lafo maneran-tany, noho izany dia io ny boeing tena be mpividy indrindra eto an-tany.