Fiaramanidina
Fiseho

Ny fiaramanidina, araka ny dika ofisialin' ny OACI, dia zava-manidina mavesatra noho ny rivotra, entin' ny motera (na planeur rehefa tsy misy motera) sy misy elatra mampanidina azy. Ny mpamily fiaramanidina dia atao hoe mpanamory.
Ny fiaramanidina manana zavatra mampanidina sy mampidina azy ambon' ny rano dia atao hoe hydravion.
Fiseho ara-teknika
[hanova | hanova ny fango]Ny mamptsigevana ny fiaramanidina dia ny elany ary ny manotsika azy dia ny moterany.