Hankany amin'ny vontoatiny

Benito Mussolini

Avy amin'i Wikipedia
Benito Mussolini
Ankapobeny
AnaranaBenito Mussolini
Teraka29 Jolay 1883
Toerana-
Maty28 Aprily 1945
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Italia
Asa :
Fiainana manokana
Avy eo ankavia miankavanana, hitanao ny vatana mangatsiakan' ilay mpanao pôlitika kôminista teo aloha Nicola Bombacci, i Duce Benito Mussolini, ny malalany mahatoky Clara Petacci, ny minisitra Alessandro Pavolini ary ny mpanao pôlitika fasista malaza Achille Starace, naseho tao amin' ny Plaza Loreto ao amin' ny tranombakokan' ny tanànan' i Milano tamin' ny taona 1945.

I Benito Mussolini dia mpanao pôlitika italiaana teraka tamin' ny 29 Jolay 1883 ary maty tamin' ny 28 Avrily 1945.

Izy no praiminisitra ny Fanjakan'i Italia nanomboka tamin'ny 1922 ka hatramin'ny 1943. Amin'ny maha Duce del Fascismo (Mpitarika ny Fasisma) sy Capo del Governo (“Lohan'ny Governemanta”), dia mpanao didy jadona teo amin'ny lohan'ny fitondrana fasista tany  Italia izy nanomboka tamin'ny 1925.

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

I Alessandro Mussolini no rainy. Ny vadiny dia i Ida Dalser, i Rachele Mussolini. Ny zanany dia i Bruno Mussolini, i Edda Mussolini, i Vittorio Mussolini, i Anna Maria Mussolini, i Romano Mussolini. Ny rahalahiny sy ny rahavaviny dia i Edvige Mussolini, i Arnaldo Mussolini.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]