Hankany amin'ny vontoatiny

Bekisopa

Avy amin'i Wikipedia

21°20′00″S 46°08′00″E / 21.333330°S 46.133330°E / -21.333330; 46.133330

Bekisopa (Tanamarina)
VelarantanyNC
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanàna
Firenena Madagasikara
Fanjakana
FaritanyFianarantsoa
FaritraMatsiatra Ambony
Tanàna mifanolo-bodirindrina

I Bekisopa dia tanàna kely ao amin' ny Faritra Matsiatra Ambony eto Madagasikara, ao amin' ny kaominina Tanamarina, Distrikan' Ikalamavony, Faritanin' i Fianarantsoa. Ity tanàna ity dia malaza amin' ny toeram-pitrandrahana vy lehibe eo akaiky, izay an' ny orinasa aostraliana Akora Resources Limited manontolo. Manodidina ny 194,7 tapitrisa taonina ny akora vy ao amin' io toeram-pitrandrahana io, ary maherin' ny efatra tapitrisa taonina ny akora vy efa nalaina. Maherin' ny 3,8 tapitrisa dôlara no nampiasaina mba hahazoana loharano fanampiny.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]


Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]