Batu Khan
Fiseho
| Batu Khan | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Batu Khan | ||
| Teraka | 1 Janoary 1205 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 1 Janoary 1255 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | Mongolia | ||
| Asa : | Tsy fantatra | ||
| Fiainana manokana | |||
I Batu Khan dia zafikelin' i Genghis Khan. Izy no khan voalohany tao amin' ny Hôrda Volamena na Kanata Kiptsaka, rehefa avy nitarika ny fandresen' ny printsipaotean' i Rus rehetra (1237-1240), teo ambany fitondran' ny dadatoany, ny khagan Ogodei. Teraka tamin' ny taona 1205 izy ary maty tamin' ny taona 1255.
Ny fiainany manokana
[hanova | hanova ny fango]I Jochi no rainy. Ny zanany dia i Sartaq Khan sy i Toqoqan.
