Baobab

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Wiki letter w.svg   Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010)

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

Hazo Baobab
lalan-tongotra Baobab

Ny baobab dia hazo tsy misy afatsy any Madagasikara, Aostralia, Afrika. Madagasikara. Misy karazany 9 izy maneran-tany, ny 7 amin'ireo dia ao Madagasikara no misy azy ary 6 amin'izay dia tsy misy afatsy ao ihany, no 2 kosa dia miparitaka amin'ireo faritra hafa voalaza etsy ambony. Hazo makadiry ny Baobab, izay mety hahatratra hatramin'ny 30 m ny haavony, misy koa anefa ireo izay somary fohifohy 4m na 5m. Mahasoandriana ity hazo ity satria dia mety ho velona mandritra ny 1000 taona na maherin'izany aza izy raha tsy misy manimba. Mbola eo koa ireo voka-tsoa betsaka azo avy aminy, na fanafody izany na zavatra hafa. Na ny taho, na ny raviny, na ny hodiny, ny voany, dia tsy misy very fa azo ampiasaina avokoa.

Ny karazany[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]