Hankany amin'ny vontoatiny

Basel

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Bâle)

47°33′N 07°35′E / 47.550°N 7.583°E / 47.550; 7.583

Basel
Velarantany23,85 km2
Haavo
Isan'ny mponina173,552
Ben'ny tanàna
Firenena Soisa
Fanjakana
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaBasel (Bale)
Basel

I Basel dia tanàna any  Soisa. Atao hoe Bâle izy amin' ny teny frantsay, Basel amin' ny teny alemana, Basilea amin' ny teny italiana sy amin' ny teny rômantsa. Ny isan' ny mponina ao aminy dia 173 552 tamin' ny taona 2022. Ity tanàna ity dia ao amin' ny Kantôn' i Basel-Stadt (frantsay: Bâle Ville).

Jerea koa

[hanova | hanova ny fango]