Asaoro
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Asaoro (amin'ny fiteny portogey Açores) dia tamba-nosy portogey 1 500km mianadrefana avy ao Lisboa (Lisbonne), ary 3 900km mianatsinanana avy amin'ny amorontsiraka ny Amerika Avatra. Faritany mizaka tena amin'i Portogaly ny tambanosin'i Asaoro.