Ny arsenika dia singa simika nomena ny marika As sy isa atômika 33. Ny arsenika dia miseho amin' ny mineraly maro, matetika miaraka amin' ny solifara sy amin' ny metaly, nefa koa amin' ny kristaly madio.