Hankany amin'ny vontoatiny

Kristaly

Avy amin'i Wikipedia
kristaly

Ny vato kristaly dia akora mivaingana izay manana singa (toy ny atôma, môlekiola, na iôna) voalamina ao anatin' ny rafitra mikrôskôpika mirindra tsara, ka mamorona makarakara kristaly izay miitatra amin' ny lafiny rehetra. Fanampin' izany, ny kristaly tokana vato kristaly dia matetika fantatra amin' ny endriny jeômetrika, misy endrika fisaka amin' ny kristaly manokana.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]