Aller au contenu

Angôvo fosily

Avy amin'i Wikipedia

Ny angôvo fosily dia angôvo alaina avy amin' ny vato avy amin' ny fôsilizasiônan' ny zavamananaina: solitany sy etona natoraly ary arintany. Izy ireo dia zava-bitsy eto an-tany raha oharina amin' ny angôvo sasany azo havaozina toy ny rivotra, ny angôvo hidirôlika sns. Rehefa dorana ireo vato ireo, dia manome etona mampafana ny rivotra.

Fiforonana

[hanova | hanova ny fango]

Nandritry ny vanim-potoana jeôlôjika, latsaky ny 1 % amin' ny zavamananaina (biômasy) monja no tototra any ambanin' ny tany; na nipetraka any amin' ny fanamban' ny farihy sy ny ranomasina. Nilentika any amban' ny tany izy ireo ary niova ho kerôzenina, ary avy eo lasa fandoro fôsily: solitany, etona natoraly na arintany.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.