Angôvo fosily

Avy amin'i Wikipedia

Ny atao hoe angôvo fosily dia angôvo alaina avy amin'ny vato avy amin'ny fôsilizasiôna ny zava-misy : solitany, etona natoraly ary arintany. Izy ireo dia zava-bitsy eto an-tany raha oharina amin'ny angôvo sasany azo havaozina toy ny rivotra, ny angôvo hidirôlika sns. Rehefa doroana ireo vato ireo, dia manome etona mampafana ny rivotra.

Foronana[hanova | hanova ny fango]

Nandritry ny andro jeôlôjika, latsaky ny 1%-n'ny zavatra ara-taova (biômasy) monja no rakotra teny ambanin'ny tany ; na nipetraka teny amin'ny fanamban'ny farihy sy ny ranomasina. Nilentika tany amban'ny tany izy ary niova ho kerôgena, ary aveo lasa fandoro fôsily : solitany, etona natoraly na arintany.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.