Anandrano
Apparence
Ny anandrano dia zavamaniry fanao anana, maniry eny amin' ny tany andalovan' ny rano betsaka. Ny anarany ara-tsiansa dia Nasturtium officinale. Atao hoe Cresson de fontaine izy amin' ny teny frantsay fa watercress kosa amin' ny teny anglisy. Ao amin' ny fianakaviana Brassicaceae no misy azy.