Aller au contenu

Brassicaceae

Avy amin'i Wikipedia
Ny zavamaniry Matthiola incana ao amin' ny fianakaviana: Brassicaceae

Ny Brassicaceae dia fianakavian-javamaniry ahitana karazany miisa 3 200. Any amin' ny ila-bolantany avaratra no tena ahitana azy ireo maniry hoazy, na ambolena hahazoana menaka (ampiasaina amin' ny sakafo na amin' ny taozavatra), ho hanin' ny olombelona sy ny biby, na atao haingon-toerana. Anisan' ny zavamaniry ao amin' io fianakaviana io ny laisoa (Brassica oleracea), ny nave (Brassica rapa subsp. rapa), ny kôlza (Brassica napus), ny sinapy (Sinapis), ny anandrano (Nasturtium officinale), sy ny maro hafa.

Indreto ny vondron-karazana sasany amin' izay hita eto Madagasikara:

  • Cardamine
  • Geranium, ahitana ny Geranium simense (mahatanandofotsy), ny Geranium sinense (anantsonganala na lavatanana)
  • Asplenium trichomanes (farahimpa na ampangamalemy)
  • Brassica, ahitana ny Brassica oleracea (laisoa) sy ny Brassica rapa subsp. rapa (nave) ary ny motarda (Sinapis alba, Brassica nigra, Sinapis arvensis, Brassica juncea).
  • Raphanus, ahitana ny Raphanus sativus (rady na radisa).

Ny vondron-karazana lehibe ao amin' ny Brassicaceae

[hanova | hanova ny fango]

Indreto ny vondron-karazana ao amin' ny Brassicaceae:

Ny vondrona sy karazana volena

[hanova | hanova ny fango]
  • Arabidopsis : Arabidopsis thaliana
  • Armoracia
  • Barbarea: Barbarea verna
  • Brassica : ny laisoa, ny motarda, ny nave, ny kôlza, ny petsay,
  • Crambe
  • Diplotaxis
  • Eruca : Eruca vesicaria
  • Erysimum
  • Eutrema : Eutrema Japonica
  • Lepidium : Lepidium sativum)
  • Nasturtium : Nasturium officinalis
  • Raphanus : Raphanus Sativus

Zavamaniry misy menaka

[hanova | hanova ny fango]
  • Brassica napus : ny kôlza,
  • Brassica rapa : ny navety,
  • Camelina sativa
  • Sinapis alba

Zavamaniry fanao sakafom-biby

[hanova | hanova ny fango]
  • Brassica oleracea
  • Brassica napus
  • Brassica rapa subsp. rapa
  • Raphanus sativus
  • Sinapis alba

Zavamaniry fanao haingo

[hanova | hanova ny fango]
  • Aubrieta
  • Alyssum
  • Erysimum cheiri
  • Hesperis matronalis
  • Iberis
  • Lunaria annua
  • Matthiola longipetala
  • Parrya.

Vondrona tsy volena

[hanova | hanova ny fango]
  • Alliaria
  • Cakile
  • Capsella
  • Cardamine
  • Cochlearia
  • Pringlea
  • Rorippa, Rorippa columbiae.
  • Sinapis (arvensis)
  • Sisymbrium