Hankany amin'ny vontoatiny

Amontana

Avy amin'i Wikipedia

Ny amontana dia zavamaniry isan-karazany ao amin'ny fianakaviana Moraceae, anisan'ny Ficus, hazo lehibe midoroboka fahita amin'ny faritra sasany eto Madagasikara, karazana aviavy saingy be ravina sy matevin-dravina kokoa noho ny ankamaroan' ny aviavy.

Ireto ny zava-maniry antsoina amin'io anarana io:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]