Hankany amin'ny vontoatiny

Aviavy

Avy amin'i Wikipedia
Ficus trichopoda

Ny aviavy dia hazo isan-karazany ao amin' ny vondron-karazana Ficus ao amin' ny fianakaviana Moraceae. Anisan' ny antsoina amin' io anarana io:

Ficus carica
Ficus polita

Tsy ny karazana rehetra ao amin' ny Ficus koa no atao hoe "aviavy".

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Loharano sy fanamarihana

[hanova | hanova ny fango]
  1. "Nataony simba tokoa ny voaloboko, ary notapatapahiny ny aviaviko; Nataony nakiky tokoa ireny ka nariany, eny, tonga fotsy ny rantsany." (Joela 1:7, Ny Baiboly)